SLT!

Nampidirin'i balack | 16 Nov, 2007

Faly mandray an'ireo namana rehetra zay vonona ny ho tena namana manoro hevitra @tsara sy @ fo madio ny tenako.Misaotra ny tompokevitra nanao an-ty fa tena mahafinaritra e! Mahefa be!
 

Tonga soa Balack!

Nampidirin'i balack | 16 Nov, 2007
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.